Fampihenana ireo voafonja
AoRaha
by
2y ago
Namoaka naoty mandidy an’ireo mpitsara hanafaingana ny raharaham-pitsarana eny anivon’ireo Tribonaly rehetra manerana an’i Madagasikara ny minisitry ny ..read more
Visit website
Disadisa noho ny fitrandrahana safira
AoRaha
by
2y ago
Vokatry ny faharatran’ny olona telo sy ny fahamaizan’ny trano kely an-jatony, tany Analamahavelona-Ambinany, any Sakaraha, tamin’ny 7 septambra lasa teo ..read more
Visit website
Vela-pandriky ny zandary
AoRaha
by
2y ago
Navotsotr’ireo jiolahy tany AmbodivolombohitraSabotsy ao anatin’ny kaominina Tsaramasoandro any Ankazobe, afak’omaly, ilay zaza dimy taona nalain’ny jiolahy am ..read more
Visit website
Fanafihana
AoRaha
by
2y ago
Namoy ny ainy voan’ny bala avy tamin’ny tifitra nataon’ny dahalo am-polony nangalatra omby tany Ambatofitorahana-Ambositra, ny pasitera iray, tamin’ny 10 ..read more
Visit website
Fisorohana covid-19
AoRaha
by
2y ago
Mitohy ny ady amin’ny valanaretina Covid-19. Manamafy ireo paikady hoentina miatrika izany ny Fanjakana. Noraisin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, tetsy ..read more
Visit website
Fanenjehana jiolahy
AoRaha
by
2y ago
Nahery vaika ny fifandonan’ny zandary tamin’ny jiolahy tany amin’ny tandavanalan’i Beravy, tany Farafangana, nandritra ny alin’ny zoma 10 septambra lasa teo ..read more
Visit website
Fisolokoina sy halatra
AoRaha
by
2y ago
Niharan’ny fandrobana niafara tamin’ny fahaverezan’ny vola 250 000 ariary ny vehivavy iray nitaraina ho voasolokin’ny mpivady, tany Antsohihy, tamin’ny zoma ..read more
Visit website
Fanatsarana fanabeazana
AoRaha
by
2y ago
Nijery ny zava-misy amin’ny sekoly tany amin’ny faritra Atsimo Andrefana ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Sahondrarimalala Marie Michelle, nanomboka ..read more
Visit website
Baolina kitra – « Mondial 2022 »
AoRaha
by
2y ago
Nifamaly tao an-tranondreniny ny roa lahy mpiray tampo, mielanelana efataona, tany Bealanana tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo. Niitatra ny fifamaliana ka ..read more
Visit website
Adin’ny mpiray tampo
AoRaha
by
2y ago
Nifamaly tao an-tranondreniny ny roa lahy mpiray tampo, mielanelana efataona, tany Bealanana tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo. Niitatra ny fifamaliana ka ..read more
Visit website

Follow AoRaha on FeedSpot

Continue with Google
Continue with Apple
OR