Teaser inside outside Ambatondrazaka episode2
NewsMada
by Adnews
16h ago
..read more
Visit website
Inter-Media 2024 : fantatra ireo ekipa iray vondrona
NewsMada
by Adnews
16h ago
Tontosa tetsy amin’ny biraon’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM) etsy Ambohidahy, ny antsapaka ahalalana izay iray vondrona amin’ny fifaninanana iraisan’ny mpampahalala vaovao na ny Inter-Media 2024. Fifaninanana tanterahina etsy amin’ny kianja Annexe Mahamasina, ny sabotsy 4 mai ho avy izao. Anisan’ireo manana ekipa be indrindra ny vondrona Ultima-Media, misy ny gazety Taratra sy Les Nouvelles ary ny Bojy sy ny onjam-peo Alliance 92. Mahatratra dimy ny isan’ ireo hiatrika izany ka 3 ny eo amin’ny baolina kitra raha 2 ny eo amin’ny basikety. Taranja be mpandray anjara indrindra ny baolina kitr ..read more
Visit website
Rugby – «Can vehivavy 2024» : nahazo fankatoavana ny kianja Makis Andohatapenaka
NewsMada
by Adnews
16h ago
Afaka mandray lalao iraisam-pirenena ny kianjan’i Maki. Nankatoavin’ny Rugby Afrique fa mahafeno ny fenitra sy ny fepetra takina ny toeram-pilalaovana eny Andohatapenaka. Tsy misy ahiahy intsony fa hotanterahina eto Ma­dagasikara, manomboka ny sabotsy 4 mai ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby vehivavy, lalaovina olona 15 (Can 2024). Efa nahazo ny fankatoavan’ny Rugby Afrique mantsy ny kianja Makis Andohatapenaka. Ny alarobia 30 aprily lasa teo, tonga nanatanteraka izany teny an-toerana ny tale misahana ny fifaninanana eo anivon’ny Rugby Afrique, niaraka tamin’ire ..read more
Visit website
Fandrobana taxi-moto: jiolahy iray maty, roa azo sambo-belona
NewsMada
by Adnews
16h ago
Maty voatifitra nandritra ny fifandonana tamin’ny zandarimaria ny jiolahy iray tompon’antoka tamin’ny halatra moto tao Antanetibe Mahazaza, distrikan’Ambohidratrimo, ny alatsinainy 27 avrily teo. Lehilahy miisa efatra nanofa taxi-moto niainga tao Arivonimamo hihazo an’i Miandrandra. Namoaka basy anefa ireo olon-dratsy tao Ankilomaka. Voatifitra ny iray tamin’ireo mpitondra moto. Nahay nandositra ny iray. Voasakan’ny mpitandro filaminana ireo olon-dratsy, ny ampitson’io. Tafaporitsaka avokoa ireo jiolahy ary tavela ny moto halatra. Nitohy ny hazalambo. Naharay loharanom-baovao mari-pototra momb ..read more
Visit website
Grevy teny vontovorona: Raikitra ny tora-bato sy grenady
NewsMada
by Adnews
16h ago
Nirefodrefotra indray ny grenady lakrimozena teny Von­tovorona nandritra ny fihetsiketsehana nataon’ireo mpianatra, afakomaly. Tsy nifan­kahitana ihany koa ny tora-bato sy tapa-biriky. Teo koa ny fandorana kodiarana. Nipari­taka manerana ny lalana ny tapa-biriky sy vato ary siniben-drano iray. Mpianatra iray naratra nandritra ny fifando­nana teo amin’ny mpianatry ny politeknika sy ny mpitandro filami­nana. Nanamafy ireo mpianatra fa tsy hijanona ny fitokonana raha tsy mivaly ny fitakian’izy ireo. Araka ny fanazavan’ny fi­lohan’ny fikambanan’ny mpianatra eny Vonto­vorona, Haja­lalaina Stéphano ..read more
Visit website
Un soir une vie: Sujet 1 LE COUPLE
NewsMada
by Adnews
3d ago
Besoin d’une oreille, d’un conseiller, votre couple va mal? Participez, en tout anonymat à « Un soir, Une vie » la toute nouvelle émission radio sur Alliance 92FM, avec le Dr. Raharison Andrinaina, coach et psychothérapeute. N’attendez plus, inscrivez-vous gratuitement au 038 11 420 15 et ne ratez pas la première émission demain soir à 20h ..read more
Visit website
Un soir une vie
NewsMada
by Adnews
3d ago
..read more
Visit website
Yfomac Initiative : mpilalao telo vavy homena 50 dolara isam-bolana
NewsMada
by Adnews
3d ago
Miditra amin’ny sehatra matihanina ny Yfomac Initia­tive, izay efa 5 taona. Hany sekolin’ny baolina kitra tokana mitaiza tovovavy fotsiny eto Madagasikara. Hiara-kiasa amin’ny ilay vovonana Next Best Player any New –York izy ireo. Notanterahina ny alahady lasa teo, teny Andoha­tape­naka ny fifanarahan’ny roa tonta. Nanatan­teraka izany i Yannick Davidson, filoha tale jeneralin’ny Next Best Player sy Ny Anjara Rafalima­nana, mpamorina ny Yfomac Initia­tive. Hisantarana ny tetikasa, mpilalao telo homena 50 dolara isam-bolana mandritra ny 5 taona, i Fanomezantsoa sy Hanitriniaina Sitraka Manan­ts ..read more
Visit website
SOMBIM-BAOVAO
NewsMada
by Adnews
3d ago
Nambara tamin’ny fomba ofisialy, omaly, teny Ambohijatovo, fa handray ny « Africa Cup 2024 », taranja basikety 3×3, lahy sy vavy, i Madagasikara, ny 29 novambra hatramin’ny 1 desambra ho avy izao. Tsara ny mampahafantatra fa ity fifanintsanana ity, efa nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra ny handraisana azy. Notanterahina ny alahady lasa teo, teny Ari­vonimamo, ny fifaninanana “Run 400 m”, taranja Rally, izay nokarakarain’ny Runmada. Nahazo ny fandresena tamin’ity dingana voalohany ity i Herizo Boarilaza na i Bobo. Laharana faharoa kosa, Rasoloarijaona Tahiana na i Jaytax, izay t ..read more
Visit website
Ligue des Champions 2024: hanala vela amin’ny Real ny Bayern
NewsMada
by Adnews
3d ago
Hotanterahina anio sy rahampitso, ny lalao manasa-dalana mandroso amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des Champions 2024”, taranja baolina kitra. Ny ekipan’ ny Paris Saint Germain (PSG) Frantsa, klioba roa avy ao Alle­magne, ny Dortmund sy Bayern, ary ny Real Madrid Espagne no nahazo ny tapakila hiatrika izany. Anisan’ny lalao tena andrasan’ny rehetra anio, ny fihao­nan’ny Bayern de Munich sy ny Real Madrid. Fihaonana izay hotontosaina ao amin’ny Kianja Allianz Arena Allemagne. Tsiahivina fa mbola manala vela amin-dry zareo Madri­liena ny bavarois amin’ity fifanandrinana ity. Ny ..read more
Visit website

Follow NewsMada on FeedSpot

Continue with Google
Continue with Apple
OR